Entrée pirenena > firenena (reny)
Partie du discours nom
Définition malgache Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a nation [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a clan, a race, a tribe [Richardson 1885]
 a people [Hallanger 1973]
Définition française nation [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 tribu, caste, peuplade, race, famille [Abinal 1888]
 peuple [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
firenena
fireneko
firenenao
fireneny
firenentsika
firenenay
firenenareo
firenen'
firenen-
firenem-
firene-
-pirenena
-pireneko
-pirenenao
-pireneny
-pirenentsika
-pirenenay
-pirenenareo
-pirenen'
-pirenen-
-pirenem-
-pirene-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 38]
2Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [Andriamalala: Fanagasiana, page 3]
Citations 
Articles