Entrée pesta
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. peste] Areti-mifindra mahatahotra aoka izany, izay misy karazany roa: ny "peste bubonique" sy ny "peste pulmonaire": ilay voalohany dia azo avy amin' ny kaikitry ny parasy tratran' io aretina io noho ny nanaikerany voalavo narary, ka ny amantarana azy dia ny fisehoana atodintaria eo amin' ny tata na ambany hetika; ny "peste pulmonaire" kosa, izay miendrika amonia dia mifindra mivantana avy amin' ny olona voany ka anisan' ny aretina mora mifindra indrindra [1.1]
Exemples Fantatrao tsara koa ny maha-aretin-dratsy ny pesta. [2.472]
Vocabulaire 
Origine Français: peste.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31