|
|
|
|

Entrée1  perovianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao.
4 Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina. [1.1]
Explications en anglais  5 Peruvian. [3.1]
Explications en français  6 péruvien, péruvienne. [3.1]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Analogues  8  peroa, 9  peroa

Mis à jour le 2025/11/11