Entrée (1/2) | 1 perana |
Radical | 2 petra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 perana |
Radical | 10 petra |
Partie du discours | 11 verbe passif |
Explications en malgache |
12 Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1] |
Synonymes | 13 peperana |
Anagrammes | 14 pañare, 15 pañera, 16 perana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |