Entrée pepetra (petra)
Partie du discours nom
Définition malgache Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
¶ Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise A strong request, an express order, injunction, or charge. [Richardson 1885]
 an express order, definite instructions [Hallanger 1973]
Traduction française ordre précis [Hallanger 1974]
Synonymes petra

Mis à jour le 2020/07/31