Entrée pentimpentina (pentina)
Partie du discours nom
Définition malgache Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
¶ Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Traduction française tache, défaut. Action de barbouiller [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Synonymes pentina

Mis à jour le 2020/07/31