Entrée (1/2) | 1 penjy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 6 penjy |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Karazan' ahitra fanao satroka [1.1] |
Explications en français |
9 (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Exemples |
10 Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470] 11 Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4] |
Vocabulaire |
12 Botanique: herbe |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 14 penjy, pinje |
Mis à jour le 2020/07/31 |