| Entrée | 1 patsoky |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Antefasy] sisa mangahazo nandrahoina lava ka alona an-drano
4 sisa tsy many tamin'ny sambaiky ka tehirizina anaty rano [1.78] |
| Vocabulaire | 5 Economie: alimentation |
| Anagrammes | 6 kopitsa, patsoky, 7 pitsoka, 8 potsika, 9 tsapoky, 10 tsipoka |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|