|
|
|
|

Entrée1  paradoxe    
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [1.4]
4  hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [1.66]
Exemples  5  Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313]

Mis à jour le 2020/07/31