| Entrée | 1   paradoxe  | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [1.4] 4 hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [1.66] | 
| Exemples | 5   Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe.
[2.313] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |