| Entrée | 1 paradizy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra
4 Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] |
| Autres orthographes | 5 paradisa |
| Mis à jour le 2026/02/22 |
|