Entrée pangitra > fangitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10]
 Faritra [1.1]
Explications en anglais A curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2]
Explications en français Contour, délimitation, circonscription [1.3]
 Coordonnées. [Vocabulaire: Mathématiques: algèbre] [1.13]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée pangitra > fangitra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taimoro] Tapaka (volondoha) [1.78]

Anagrammes