Entrée | 1 pahina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso |
Explications en anglais |
4 [1.7] dim (of the eyes) |
Explications en français |
5 [1.3#475] Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. 6 [1.8] dont la vue est faible (se dit des yeux) |
Exemples |
7 Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#] 8 Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#] |
Vocabulaire |
9 Santé |
Dérivés |
|
Anagrammes | 13 hanapy, hapany, pahany, pahina, panahy |
Mis à jour le 2023/03/04 |