| Entrée | 1 pahina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1] |
| Explications en anglais |
4 dim (of the eyes) [1.7] |
| Explications en français |
5 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3#475] 6 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8] |
| Exemples |
7 Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao!
[2.528#]
8 Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 15 Santé |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|