Entrée ory hava-manana
Mots élémentaires ory ; havana ; manana
Partie du discours locution
Explications en malgache Malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1]

Mis à jour le 2023/05/23