Entrée oron > oro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] doro, fandoroana [1.78]
 Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [1.1]
 Fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [1.13]
Explications en anglais Burning. Compare may, doro, dotra, rehitra [1.2]
Explications en français Ce qui est brûlé, action de brûler [1.3]
 Combustion [1.13]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée oron > oro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] orona [1.78]
Vocabulaire 

Entrée oron > orona
Partie du discours nom
Explications en malgache Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana [1.1]
Explications en anglais The nose; in the provinces a promontory. [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2]
 The nose [1.7]
Explications en français Nez [1.8, 1.13]
Exemples 
1fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
2Izato vava e, izato orona. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Holonyme loha
Co-méronymes handrina, maso, molotra, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Proverbes 

Entrée oron > orona
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie «  ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [1.196]
Nom scientifique Cyperus nudicaulis