Entrée | organina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Origine | Français: organe. | |
Autres orthographes | orgàna | |
Anagrammes | angarino, angarony, angoriña, aringano, organina, rangoina |
Mis à jour le 2020/07/31 |