Entrée | 1 ondranondranana |
Radical | 2 ondranondrana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1] |
Explications en anglais |
5 silly, half-witted. [1.2] |
Exemples |
6 Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5#] |
Synonymes | 7 ondranana |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot ondranondranana |
Mis à jour le 2023/04/10 |