|
|
|
|

Entrée 1  ompiana
Radical  2 ompy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [1.1]
Explications en anglais  5 to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [1.2]
Exemples  6  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472#31]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ompiana
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 anampio, 14 iompana, ompiana

Mis à jour le 2026/04/28