Entrée ompana (ompa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho
Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy
Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1]
Explications en anglais To be reviled, to be abused. [1.2]
 To be abused with foul language [1.7]
Explications en français à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3]
 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8]
Morphologie 
Présent : ompana, ompako, ompanao, ompany, ompantsika, ompanay, ompanareo, ompan', ompan-, ompam-, ompa-
Passé : nompana, nompako, nompanao, nompany, nompantsika, nompanay, nompanareo, nompan', nompan-, nompam-, nompa-
Futur : hompana, hompako, hompanao, hompany, hompantsika, hompanay, hompanareo, hompan', hompan-, hompam-, hompa-
Impératif : ompao
Mots composés 

Entrée ompana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1]
Explications en français Action d'attacher des objets ensemble [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/08