Entrée ombam > ombana (omba)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explications en anglais To be accompanied by, to be associated with. [1.2]
 To be covered, to be protected [1.7]
Explications en français Qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Exemples Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442]
Morphologie 
Présent : ombana, ombako, ombanao, ombany, ombantsika, ombanay, ombanareo, omban', omban-, ombam-, omba-
Passé : nombana, nombako, nombanao, nombany, nombantsika, nombanay, nombanareo, nomban', nomban-, nombam-, nomba-
Futur : hombana, hombako, hombanao, hombany, hombantsika, hombanay, hombanareo, homban', homban-, hombam-, homba-
Impératif : ombao, ombay
Hyponymes Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée ombam > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fiarahana [1.78]
 Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
Explications en français Action de suivre, d'aller ensemble
Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
Morphologie 
Simple : omba
Impératif : mba
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée ombam > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
Explications en français Action de couvrir, d'envelopper
Action de protéger [1.3]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée ombam > omba
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Taisaka] inoana [1.78]

Entrée ombam > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]

Entrée ombam > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Sangomby [1.78]

Anagrammes