|
|
|
|

Entrée1  Ombalahibemaso
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Radical  3  omby, lahy, be, maso
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [2.298#49] jereo Ombalahy be maso
Exemples  8  [2.298#49] hoy ny ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava.
9  [2.528#] Handimby ny ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina.
10  [2.296#] Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany.

Anagrammes  11  Ombalahibemaso, Ombalahy be maso

Mis à jour le 2025/08/10