Entrée olon-dratsy (olona, ratsy)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona [Rajemisa 1985]
Définition française sujet méchant [Abinal 1888]
Citations 

2011/11/10