|
|
|
|

Entrée1  olo-masina
Mots élémentaires  2  olona, masina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany [1.1]
Exemples  5  Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha: [2.48]
6  Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo. [2.296#]
Titres 

Mis à jour le 2023/08/12