| Entrée | 1 ofisialy | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   An' ny fanjakana: Natokana ho an' ny antokon' olona ofisialy ny toerana eto ka mialà teto ianao Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan' ny fanjakana: Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan' ny "eny" sy ny "tsia" tamin' ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao Enti-milaza zavatra neken' ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro: Ny teny malagasy ofisialy [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 vidin-javatra ôfisialy an-tsena | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |