|
|
|
|

Entrée1  ny hendry ihany no anarina
Mots élémentaires  2  hendry, ihany, anarina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry)

Mis à jour le 2023/03/28