Entrée ny ankabeazany
Mots élémentaires ankabeazany
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
Mitovy hevitra: ny ankabetsahany ~ ny ankamaroany [1.1]
Explications en anglais Most of, the majority [1.7]
Explications en français La plupart, la majorité [1.8]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/12/08