|
|
|
|

Entrée1  nosy
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Géographie: (en général)
Explications en malgache  4  Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Explications en anglais  5  an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]6  an island [1.7]
Explications en français  7  île [1.3#455, 1.8]
Exemples  8  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
9  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
10  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Toponymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot nosy
Illustrations 
16 
17 
18 

Anagrammes  19  nosy, sony

Mis à jour le 2021/02/26