|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nongo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany

Entrée (2/2)4  nongo
Partie du discours  5  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana.
Explications en anglais  11  [1.2] a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.]

Mis à jour le 2025/08/10