Entrée | 1 nofy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho 4 Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho 5 Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany 6 Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1] |
Explications en anglais |
7 a dream [1.2] 8 a dream; something impossible [1.7] |
Explications en français |
9 songe, rêve, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3] 10 rêve; chose impossible [1.8] |
Exemples |
11 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324] 12 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
21 Ilay vohitry ny nofy (Andriamalala Emilson Daniel) 22 Nofim-paradisa (Razakarivony Arthur) |
Article |
23 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 24 ... fo ny ..., fony, nofy |
Mis à jour le 2023/08/11 |