|
|
|
|

Entrée1  nofo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
4  Hena: Tsara nofo ny amalona
5  Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
6  Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Explications en anglais  7  flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
8  flesh [1.7]
Explications en français  9  chair [1.8]
Exemples  10  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
11  Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#]
12  Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#]
Vocabulaire  13  Biologie
Dérivés 
14  Adjectifs :
Synonymes  15  nofotra
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot nofo
Article  21  Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  22  fono-, fono, nofo, ofon

Mis à jour le 2023/06/14