Entrée njola
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1]
Explications en anglais Squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2]
 Cross-eyed, squint-eyed [1.7]
Explications en français Qui louche [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes gila
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/15