|
|
|
|

Entrée1  nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Mots élémentaires  2  mitoto, 3  mahafotsy, 4  mahandro, 5  mahamasaka
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12