Entrée nisehoan > isehoana (seho)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Ireny no isehoana fa tsy mena-mitaha amin' ny hafa akory ny tena. [2.445]
2noho izany dia mamonjy ny feo hafa azony isehoana kokoa izy, raha ambanimbany sy tsotsotra loatra ny paritra misy azy. [2.436]
Morphologie 
Présent : isehoana, isehoako, isehoanao, isehoany, isehoantsika, isehoanay, isehoanareo, isehoan', isehoan-, isehoam-, isehoa-
Passé : nisehoana, nisehoako, nisehoanao, nisehoany, nisehoantsika, nisehoanay, nisehoanareo, nisehoan', nisehoan-, nisehoam-, nisehoa-
Futur : hisehoana, hisehoako, hisehoanao, hisehoany, hisehoantsika, hisehoanay, hisehoanareo, hisehoan', hisehoan-, hisehoam-, hisehoa-
Impératif : isehoy
Mots composés 
Proverbes