Entrée niavina (nia)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao antsitrapo: Noniavinao, ninianao natao mihitsy izany mba hanorisorena ahy [1.1]
Morphologie 
Présent : niavina, niaviko, niavinao, niaviny, niavintsika, niavinay, niavinareo, niavin', niavin-, niavim-, niavi-
Passé : noniavina, noniaviko, noniavinao, noniaviny, noniavintsika, noniavinay, noniavinareo, noniavin', noniavin-, noniavim-, noniavi-
Futur : honiavina, honiaviko, honiavinao, honiaviny, honiavintsika, honiavinay, honiavinareo, honiavin', honiavin-, honiavim-, honiavi-
Impératif : niavo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20