Entrée ngonongonona (ngonona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [Richardson 1885]
Dérivations 
Synonymes ngonona

Mis à jour le 2020/07/31