Entrée ngoly
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. [1.1]
Explications en anglais Benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly [1.2]
 Numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7]
Explications en français Engourdi [1.3]
 Transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8]
Exemples 
1Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470]
2Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/04/11