Entrée ngodona
Partie du discours nom
Définition malgache Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona
¶ Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a hollow sound [Richardson 1885]
Définition française bruit des pas [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 

2015/03/25