|
|
|
|

Entrée1  ngodona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona.
4 Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany. [1.1]
Explications en anglais  5 a hollow sound. [1.2]
Explications en français  6 bruit des pas. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  19  Son

Anagrammes  20 dongona, 21 ngodona

Mis à jour le 2025/09/19