Entrée ngenongenony > ngenongenona
Partie du discours nom
Explications en malgache Menomenona, teny an' orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po [1.1]
Explications en anglais Same as menomenona [1.2]
Dérivés 

Entrée ngenongenony > ngenongenonina (ngenongenona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1]
Morphologie 
Présent : ngenongenonina, ngenongenoniko, ngenongenoninao, ngenongenoniny, ngenongenonintsika, ngenongenoninay, ngenongenoninareo, ngenongenonin', ngenongenonin-, ngenongenonim-, ngenongenoni-
Passé : nongenongenonina, nongenongenoniko, nongenongenoninao, nongenongenoniny, nongenongenonintsika, nongenongenoninay, nongenongenoninareo, nongenongenonin', nongenongenonin-, nongenongenonim-, nongenongenoni-
Futur : hongenongenonina, hongenongenoniko, hongenongenoninao, hongenongenoniny, hongenongenonintsika, hongenongenoninay, hongenongenoninareo, hongenongenonin', hongenongenonin-, hongenongenonim-, hongenongenoni-
Impératif : ngenongenony