Entrée | 1 ngenongenonina |
Radical | 2 ngenongenona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 ingenongenonan, ngenongenonina, ningenongenona |
Mis à jour le 2023/01/20 |