|
|
|
|

Entrée1  ngazana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
4 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Explications en anglais  5 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
6 dry and barren (of the soil) [1.7]
Explications en français  7 sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Exemples  8  ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470]
Dérivés 
Noms :

Mis à jour le 2025/09/19