Entrée | ndriako | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako) [1.1] | |
Synonymes | ndry | |
Tableaux et planches | tous les pronoms | |
Anagrammes | kondray, ndriako, ondrika |
Mis à jour le 2020/07/31 |