|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ndre
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany. [1.1]
Autres orthographes  4 ndry

Entrée (2/2)5  ndre
Partie du discours  6  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  7 na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy). [Tanala] [1.78]
8 na dia...aza. [Tanosy] [1.78]
Explications en anglais  9 a provincial word for na. [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12