Entrée (1/5) | 1 na |
Partie du discours | 2 conjonction |
Explications en malgache |
3 Teny mpampitohy 4 Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra 5 Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1] |
Explications en anglais |
6 or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2] 7 or; either; neither [1.7] |
Explications en français |
8 ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12] 9 ou [1.8] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
19 Toutes les conjonctions |
Entrée (2/5) | 20 na |
Partie du discours | 21 particule |
Explications en malgache |
22 Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy: 1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo; 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila; 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1] |
Tableaux et planches |
23 Toutes les particules |
Entrée (3/5) | 24 na |
Partie du discours | 25 particule |
Explications en malgache |
26 Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1] |
Tableaux et planches |
27 Toutes les particules |
Entrée (4/5) | 28 na~ |
Partie du discours | 29 préfixe |
Explications en français |
30 préfixe comme dans naotra [1.3] |
Entrée (5/5) | 31 Na |
Partie du discours | 32 nom (symbole) |
Explications en malgache |
33 Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explications en anglais |
34 Sodium. [3.1] |
Vocabulaire |
35 Chimie |
Tableaux et planches |
36 Table périodique |
Mis à jour le 2024/09/07 |