|
|
|
|

Entrée (1/5)1  na
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Teny mpampitohy
4 Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana:
5  Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
6 Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka:
7 Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1]
Explications en anglais  8 or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2]
9 or; either; neither [1.7]
Explications en français  10 ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~
11 Samy mamy na ny ray na ny reny ~
12 Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra
[1.12]
13 ou [1.8]
Tous les mots composés  14  12 combinaisons de ce mot

Entrée (2/5)15  na
Partie du discours  16  particule [Liste complète]
Explications en malgache  17 Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra,
18 saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
19 1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
20 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
21 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io:
22 Vita-na Malagasy [1.1]

Entrée (3/5)23  na
Partie du discours  24  particule [Liste complète]
Explications en malgache  25 Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha:
26 Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1]

Entrée (4/5)27  na~
Partie du discours  28  préfixe [Liste complète]
Explications en français  29 préfixe comme dans naotra [1.3]

Entrée (5/5)30  Na    
Partie du discours  31  nom (symbole)
Explications en malgache  32 
33 Singa mivaingana, faha-11 amin'ny
34 fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  35 Sodium. [3.1]
Vocabulaire  36  Chimie
Tableaux et planches  37  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/13