|
|
|
|

Entrée1  nasia > asiaka
Radical  2  siaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ilazana ny vava entina na ampiasaina hisiaka [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  akasia, asaika, asiaka, sakaia

Entrée10  nasia > asiana
Radical  11  isy
Partie du discours  12  verbe passif
Explications en malgache  13  Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka
14  Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe
15  Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay;
-- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ;
-- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko
-- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1]
Explications en anglais  16  to have something put with it or into it
17  to be struck or attacked [1.7]
Explications en français  18  où l'on met
19  qu'on frappe, qu'on attaque [1.8]
Exemples  20  Diovina avy eo ary asiana sira. [2.117#]
21  Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#]
22  Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  31  anaîsa, asaina, asiana, iasana, iasaña