|
|
|
|

Entrée1  naoty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika.
4 famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka. [1.1]
Vocabulaire  5  Musique: (en général)

Anagrammes  6 anito, 7 atony, 8 itano, 9 naoty, 10 natoy, 11 otany, 12 otina, 13 taino, 14 tanio, 15 tiona, 16 toina, 17 tonia

Mis à jour le 2025/09/12