|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nangy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy.
4 Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy.. [1.1]
Morphologie 
5  Simple :
Vocabulaire  6  Biologie
Autres orthographes  7 mangy
Tous les mots composés  8 vatonangy

Entrée (2/2)9  nangy
Partie du discours  10  nom
Explications en anglais  11 a provincial word for lasiray. [Provincial] [1.2]

Anagrammes  12 nangy, 13 ngina

Mis à jour le 2025/11/09