Entrée nalainy > malaiñy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taifasy] Mandroaka [1.78]

Anagrammes 

Entrée nalainy > alaina (ala)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao
Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1]
Explications en anglais To be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2]
Exemples 
1Nalainy ilay sary. [2.499]
2vola roa-polo asainy alainareo? [2.293]
3ny olona kambana, alaina tsy miteny. [2.48]
4Ka alaovy izay hahasoa azy. [2.48]
Morphologie 
Présent : alaina, alaiko, alainao, alainy, alaintsika, alainay, alainareo, alain', alain-, alaim-, alai-
Passé : nalaina, nalaiko, nalainao, nalainy, nalaintsika, nalainay, nalainareo, nalain', nalain-, nalaim-, nalai-
Futur : halaina, halaiko, halainao, halainy, halaintsika, halainay, halainareo, halain', halain-, halaim-, halai-
Impératif : alao, alaovy
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée nalainy > alaika (laika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao milaika, atao am-pilaminana sy mianoka tsara [1.1]
Morphologie 
Présent : alaika, alaiko, alaikao, alainy, alaitsika, alaikay, alaikareo, alaik', alai-
Passé : nalaika, nalaiko, nalaikao, nalainy, nalaitsika, nalaikay, nalaikareo, nalaik', nalai-
Futur : halaika, halaiko, halaikao, halainy, halaitsika, halaikay, halaikareo, halaik', halai-
Impératif : alaikao

Anagrammes